tonga soa oh!!!

mahazotoa mijery video e!

# Posté le samedi 22 novembre 2008 02:53

Modifié le samedi 22 novembre 2008 11:30

lasa izao anh

ny malagasy rehetra mahay miteny gasy afaka mamaly avokoa, mametra coms sns...

# Posté le samedi 22 novembre 2008 03:16

Modifié le samedi 22 novembre 2008 11:30

alefako tsikelikely eo ihany ny sary fa ireto aloha izaho sy ny namako

alefako tsikelikely eo ihany ny sary fa ireto aloha izaho sy ny namako
jobina, Jaime dia aho "patty" lol

# Posté le samedi 22 novembre 2008 04:44

patty mihira e!!

ametrao coms oh!

# Posté le samedi 22 novembre 2008 04:45

mbola izaho mihira ihany

hiran'i faith hill/version "patty" lol
THERE YOU'LL BE

# Posté le samedi 22 novembre 2008 21:53

Modifié le vendredi 28 novembre 2008 02:03

fitia voarara de poopy

mialatsiny fa tsy dia voateny tsara ilay poopy fa lasa poope! mialatsiny indrindra

mazotoa mijery sy miheno oh!

# Posté le jeudi 27 novembre 2008 21:03

happy thanks giving

happy thanks giving doly ary oh!!

# Posté le jeudi 27 novembre 2008 21:05